txy_2ch_text_reg/32/32.txt

1 line
481 B
Plaintext

\v 32 Raha gny amin'ireo raha hafa mahakasiky an'i Hezekia, ao agnatin'izay reo asa sy fivaliam-panekeny, ingo fa voasorasy ao amy Fahitan'Isaia Mpaminany Zanadahin'i Amosa reo, vo ao amy bokin'ireo Pazakan'i Joda vo Israely.\v 33 Nimaty tagny amin'ireo razambeny i Hezekia, ka nalenin'ereo tagny amy havoa misy reo lolony taranak'i Davida izy. Nagnome voninahisy anazy tamy fahafatesany gny joda aby vo gny mponin'i Jerosalema. Dra Manase zanadahiny gny avy Pazaka nandimby anazy.