txy_2ch_text_reg/02/13.txt

1 line
558 B
Plaintext

\v 13Dra nagniraky lelahy mana-paheza zaho, natolosy tami-pahazava-say, dra i Horama, gny matihaniko. \v 14Zanaky lahin'ny vehivavy irain'ireo zanaky vavin'i Dana izy. Lelahy avy agny Tyro gny babany. Mana-paheza amigny asa amigny volamena, volafosy, varahy, vy vato, vo amigny hazom vo amigny voloparasy, manpa, dra jaky volon'agnondry, vo rongony fosy mandiniky izy. Manam-paheza amigny karaza sokisy vo karaza famolavola avo koa izy. Aoka hisy fipetraha ho anazy eo amin'ereo mpiasanao manam-pahaiza, vo miaraka amin'ereoan'ny topoko, dra Davida, rainao.