txy_2ch_text_reg/02/11.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 11Dra Hirma, pazakan'i Tyro, namaly asorasy, zay nalefany tagny amin'i Solomona ho: ''Satria Yaveh tia gny olony, dra nanao anao ho pazaka eo amin'izay reo izy.''' \v 12Fagnapin'izay, Hirma nizaka ho: ''Isora anie Yaveh. gny Zagnaharin'Israely, zay nanao gny lagnisy vo gny tany, zay nagnome zanaky lahy hendry an'i davida pazaka, nanolosy tamin-pitandrema vo fahazava-say, zay hagnory tragno ho an'i Yaveh, dra tragno ho an'ny fazakany.