txy_2ch_text_reg/03/06.txt

1 line
252 B
Plaintext

\v 6Niravahiny tamigny vato sorobily gny tragno; gny takela-bolamena dra volamena boak'agny Parvaima. \v 7Nipetahany takela-bolamena avo koa reo andriny, reo tokonam-batrangara, rindry, dra reo vatrangara; nasiany sary kerobima teo amireo rindrin'izay.