txy_2ch_text_reg/35/23.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 23Nitifirin'ny pandefa zana-sipiky i Josia pazaka, dra hoy gny pazaka tami'reo panopony ho: ''Eto zaho, fa tena marasy fatrasy.''' \v 24Dra naboak'ireo panopony avy tao amigny kalesy izy, dra napetrany tao amigny fagnapi-kalesiny. Nandesiny reo tagny Jerosalema, zay nahafatesany izy. Nangany tao amigny lolon'ireo razambenyizy. Nandala an'i Josia gny Joda vo Jerosalema aby.