1 line
429 B
Plaintext
1 line
429 B
Plaintext
\v 5Mizoroa egny amigny fitoera masy, takaro gny toerandrareo vo gny fizarandrareo ao amigny taranak'ireo rahalahindrareo, reo taranaky gny vahoaky, dra alao gny toerandrareo vo gny firazagnandrareo ao amigny taranakigny razamben'ireo Levita. \v 6Vonoy gny agnondrinigny Paska, hamasigno gny vatandrareo, omano ho an'ireo rahalahindrareo gny agnondry, ba hatao araky gny zakan'i Yaveh ze name tamigny alalanigny tagnan'i Mosesy." |