txy_2ch_text_reg/32/27.txt

1 line
561 B
Plaintext

\v 27 Nanan-kanagna marobe vo voninahisy vatany i Hezekia. Nanao efi-tragno fignaza ho agny volafosy , volamena, vato sarobily, vo ho an'ireo hagnisy , dra ho an'ireo apinga vo reo raha-mana-daza samy hafa karaza izy. \v 28 Nana tragno fagnaza-bokasy ho agny vary, divay vaovao, dililo, dra tragno fihinam-bilo ho an'ireo biby fiteza karazany aby avo koa izy. Nana agn'ondry vo osy tao am-balany avo koa izy. \v 29 Fagnapin'izay , nanao tana ho anazy avo koa izy dra nana agn'ondry vo osy vo agn'omby marobe,fa Zagnahary nagnome anazy hanagna maro be indrindra.