txy_2ch_text_reg/32/11.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 11Moa sy mamitaky handrareo ra Hezekia, ba hahavy andrareo ho matinigny misary vo gny hetaheta, gny fa mizaka amindrareo izy ho: 'Yaveh Zagnaharisika gny hagnavosy asika eo atagnanigny pazakan'i Asyria.' \v 12Moa ra sy io Hezekia io avo gny nangalaky reo fitoera abony vo reo alitarany dra nandidy gny Joda vo gny Jerosalema ho: 'Eo amigny alitara raiky gny sy maisy hanopoandrareo, dra eo amizay gny sy maisy hagnoroa gny sorondrareo'?