txy_2ch_text_reg/32/09.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 9Tafaran'izay, dra nagniraky reo panopony ho agny Jerosalema i Sankeriba, pazakan'i Asyria (teo anoloan'i Lakisa izy, dra gny tafiny aby nomba anazy), ho agny amin'i Hezekia, pazakan'i Joda, vo gny vahoaky aby ze tagny Jerosalema. Hoy izy ho: \v 10"Izao gny zakan'i Sankeriba, pazakan'i Asyria: Ino gny hiateherandrareo ba hiareta gny fahirano agny Jerosalema?