1 line
378 B
Plaintext
1 line
378 B
Plaintext
\v 4Ho mary teo amasonigny pazaka vo gny fengonan'aby izay tolo-kevisy izay. \v 5Dra nagneky gny hanao fagnambara manera an'Israely manotolo ereo, hatragny Beriseba dra hatragny Dana, fa gny vahoaky dra tokony ho avy hakalaza gny Paska ho an'i Yaveh, gny Zagnaharin'Israely, tao Jerosalema. Fa ereo dra sy nitandry anizay niaraky tamigny vahoaky maro an'isa, araky ze voasorasy. |