txy_2ch_text_reg/30/16.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 16Nizoro tegny amigny toerany avy araky gny fizarany ereo, magnaraky reo torolala name tao amigny lalan'i Mosesy, gny lelahin'Agnahary. Nafafin'ireo pisoro gny lio ze niresinigny boak'amigny tagnan'ireo Levita. \v 17Akory nisy maro tamigny fengona gny sy nagnamasy gny vatany. Noho izay dra namono gny zanak'agnondriny gny Paska ho anigny olon'aby sy voalio vo sy afaky nagnamasy gny soron'ereo ho an'i Yaveh reo Levita.