1 line
361 B
Plaintext
1 line
361 B
Plaintext
\v 6Noho izay reo iraky dra nandeha ninday gny taratasy boak'amigny pazaka vo reo pitariny nanera an'Israely vo Joda aby, araky gny baikonigny pazaka. Hoy ereo ho: "Handrareo vahoakin'Israely, miheregna amin'i Yaveh, gny Zagnaharin'i Abreahama, Isaka, dra Israely, ba hiharegnany amigny sisa tavela amindrareo ze tafasoaky boak'eo atagnan'ireo pazakan'i Asyria. |