1 line
529 B
Plaintext
1 line
529 B
Plaintext
\v 14Tami-pitandrema reo lalan'i Davida babany, gny nagnoroan'i Solomona reo pisoro ho amigny asany, dra reo Levita ho amigny fitoerany, ba hidera an'Agnahary vo hanopo eo anoloan'ireo pisoro, araky ze takenigny fanao isan'andro. Dra nanendry reo piamby vavahady tamigny fizarany isaky gny vavahady aby avo koa izy, fa izay gny fa nandidian'i Davida, gny lelahin'Agnahary. \v 15Dra reo vahoaky reo dra sy ba nivily tamireo didinigny pazaka tamireo pisoro vo reo Levita na tamin'ino na tamin'ino. mahakasiky reo tragno fitehiriza. |