txy_2ch_text_reg/05/09.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 9Reo bao dra lava kokoa dra hita boak'ao amigny fitoera masy anoloanigny efisy agnatiny reo fiafarany, saiky sy hita avy agny ivelany zay. Ao mandrak'androany reo. \v 10Sy nisy na ino na ino tao amigny fiara afa-sy reo vato pisaky ro ze napetrak'i Mosesy tao tagny Horeba, tamin'i Yaveh nanao fagneke tamigny vahoakin'Israely, gny fa niboaky an'i Egypta ereo.