txy_2ch_text_reg/03/13.txt

1 line
742 B
Plaintext

\v 13Ropolo hakiho gny fitambaranigny elas'ireo kerobima reo. Nizoro reo kerobima, gny tavan'ereo manandriky efitragno lahibe. \v 14Nataony tamigny manga voloparasy, vo volon'agnondry mena dra zamala fosy madiniky gny lamba, dra nihengony kerobima teo amizay. \v 15Nanao andry rolahy avo koa Solomona, telopolo hakiho gny hahabonigny sirairay, teo anolonigny tragno; dimy hakiho gny hahabon'ireo kapitaly ze teo ataponireo. \v 16Nanao ravaky ho an'ireo andry izy dra nametraky reo teo atapon'ireo; nanao apongabendagnisy zato avo koa izy dra napifandray reo tamireo ravaky. \v 17Nataony teo anoloanigny tepoly reo andry, raiky teo akavana, dra gny raiky hafa teo akavana; natao ho Jakina gny andry teo akavana, dra Boaza gny andry teo akavia.