txy_2ch_text_reg/01/12.txt

1 line
321 B
Plaintext

\v 12Hameko fahendrena vo fahalala hanao amizao. Hameko vola am-karena, vo voninahisy avo koa hanao, ze sy nanagnan'ireo pazaka teo alohanao, dra sy hisy aorianao hana." \v 13Ko avy tao Jerosalema boak'agny amigny fitoera abo ze tao Gibeona I Solomona, boak'eo anoloanigny tragnolay fihogna; nazaka nanera an'Israely izy.