txy_2ch_text_reg/30/18.txt

1 line
527 B
Plaintext

\v 18Fa vahoaky marobe, maro tamin'ereo boak'agny Efraima vo Manase, Isakara vo Zebolona, gny sy nagnaligno gny vatan'izy, nefa nihina gny sakafonigny Paska avo ereo, sy araky ze fapenara voasorasy. Dra nivavaky ho anereo i Hezekia, nanao anizahoky ho: "Enga anie Yaveh soa hamindra fo gny olon'aby \v 19ze manefy gny fony hitalia an'Agnahary, Yaveh, gny zagnaharin'ireo razambeny, na dre sy voalio tamigny fahaliova araky gny fenisy gny fitoera masy aza izy." \v 20DRa niteno an'i Hezekia i Yaveh dra nagnasitrany gny vahoaky.