txy_2ch_text_reg/36/20.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 20Nandersinigny pazaka tagny Babylona reo ze sy trasinigny sabasy. Lasa panopony vo an'ireo zanadahiny ereo mandra-pazakanigny fazakan'i Persia. \v 21Nitranga izay ba hahatateraky gny zakan'i Yaveh tamigny vavan'i Jeremia, mandra-pakafizanigny tany gny fisaharany amigny Sabasy. Nagnara-maso gny sabatany ereo raha rava vo holo zay, ba hiay fito-polo tao manahaky anizay.