txy_2ch_text_reg/36/15.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 15Yaveh, gny Zagnahariny gny razamben'ereo, dra nandefa zaka avo tamin'ereo tamigny lalan'ireo pinday hafany, akory nana fangoraha-po tamigny vahoakiny vo tamigny toera nipetrahany Izy. \v 16Kanefa naneso reo pinday hafas'Agnahary ereo, nanao sinosino gny zakany, dra nanirasira reo paminany, mandra-piharanigny fahatezeran'i Yaveh tamigny vahoakiny, ambara-paha sy nisy fagnapia ho anizay sasy.