txy_2ch_text_reg/36/11.txt

1 line
253 B
Plaintext

\v 11Raiky amby ropolo tao Zedekia tamin'izy nanomboky nazaka; nazaka raiky ambiny folo tao tao Jerosalema izy. \v 12Nanao rasy teo amason'i Yaveh Zagnahariny izy. Dra sy nagnetry tegna nanoloa an'i Jeremia paminany, ze nizaka tamigny vavan'i Yaveh izy.