txy_2ch_text_reg/36/05.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 5Dimy amby ropolo tao i Joiakima tamin'izy nanomboky nazaka, dra nazaka raiky ambiny folo tao tao Jerosalema izy. Nanao rasy teo amason'i Yaveh zagnahary izy. \v 6Boak'eo Nebokadnezara, pazakan'i Babylona, nanafiky anazy vo namehy anazy tamigny ravaky ba hitariha anazy ho agny Babylona. \v 7Ninday gny ilany tamireo raha tao atragnon'i Yaveh avo koa Nebokadnezara, dra nametraky reo tany amigny lapany tagny Babylona.