txy_2ch_text_reg/34/23.txt

1 line
568 B
Plaintext

\v 23Hoy izy tamin'ereo ho: "Izao gny zakan'i Yaveh, gny Zagnaharin'Israely: Zakao gny lelahy ze nagniraky andrareo taminahy atiky ho: \v 24'Izao gny zakan'i Yaveh: Ingo, eo apindesa loza eto amity toera tihoky vo reo poniny zaho, reo ozo aby ze fa voasorasy tao amigny boky ze fa voavakin'ereo teo agnatrehanigny pazakan'i Joda. \v 25Akory fa nahafo anahy dra fa nagnoro gny liti-kazo magnisy ho an'ireo zagnahary hafa ereo, ba hiasia anahy amigny fahasiaha tamireo raha aby nataon'ereo__noho izay dra hiraraky amity toera tihoky gny fahasiahako, dra sy ho maty zay.'