txy_2ch_text_reg/34/22.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 22Dra Hilkia, vo reo ze nididinigny pazaka, dra nagnagny amin'i Holdapaminany apela, valin'i Saloma zanadahin'i Tokehata zanadahin'i Hasra, pitahiry akazonigny fisora (nony tao Jerosalema tao amigny tana ambany izy), dra tamizay fomba zay gny nizakan'ereo taminazy.