txy_2ch_text_reg/34/20.txt

1 line
456 B
Plaintext

\v 20Gny pazaka nandidy an'i Hilkia, Ahikama zanadahin'i Safana, Abdona zanadahin' Mika, Safana panora-dala, dra Asaia, panopony manoka, nanao anizahoky ho: \v 21"Mandehana dra agnotanio ho anahy gny sitrapon'i Yaveh, dra ko ho an'ireo ze tavela agny Israely vo agny Joda, nohonigny zakanigny boky ze fa hita. Fa lahibe zay, dra gny fahatezera. Lahibe zay, noho reo razambesika sy niteno gny voazakanigny boky gny ba hakatoava ze voasorasy aby tao amizay."