txy_2ch_text_reg/34/17.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 17Fa nirofin'ereo gny vola ze hita tao atragnon'i Yaveh, dra nameny teo atagnan'ireo pagnara-maso vo reo piasa zay." \v 18Nizaka tamigny pazaka i Safana panora-dalana ho: "Namen'i Hilkia pisoro boky zaho." Dra nivakin'i Safana tamigny pazaka zay. \v 19Dra gny fa renigny pazaka reo zakanigny lalana, dra nandroaky gny akazony izy.