txy_2ch_text_reg/34/14.txt

1 line
462 B
Plaintext

\v 14Gny fa naboak'ereo gny vola ze nandesy tao atragnon'i Yaveh, dra hitan'i Hilkia pisoro gny bokinigny lalan'i Yaveh ze name tamigny alalan'i Mosesy. \v 15Hoy Hilkia tamin'i Safana panoradalana ho: "Hitako tao atragnon'i Yaveh gny bokinigny lalan."Nandesin'i Hilkia tagny amin'i Safana gny boky. \v 16Nandesin'i Safana tagny amigny pazaka gny boky, sady nitatisy taminazy avo koa, anao anizahoky ho: "Reo panoponao dra manao gny raha aby ze nakiny tamin'ereo.