txy_2ch_text_reg/34/08.txt

1 line
576 B
Plaintext

\v 8Dra tamigny tao fahavalo ambiny folo nazakany, gny fa voalion'i Josia gny tany vo gny tepoly, dra nagniraky an'i Safata zanadahin'i Azalia, Maseia, governoranigny tana, dra i Joa zanadahin'i Joahaza pitasorasy izy, ba hamboasy ndraiky gny tragnon'i Yaveh zagnahariny. \v 9Nagnagny amin'i Hilkia, pisorombe ereo, dra nagnaky taminazy gny vola ze nandesy tao amigny tragnon'Agnahary, ze fa navorin'ireo Levita, vo reo piamby vavahady boak'amigny Manase vo Efraima, avy tamin'irei sisa tamin'Israely aby, avy tamin'i Joda vo Benjamina aby, dra avy tamireo ponin'i Jerosalema.