txy_2ch_text_reg/34/04.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 4Niravanigny vahoaky teo agnatrehany reo alitaran'i Bala; nitapainy gny alitaranigny liti-kazo magnisy ze teo agnabon'ireo. Nitorotorony reo baon'Aseraha vo reo sari-raha voasokisy, dra reo sari-raha vita tamigny vyambara-pahaviany reo ho vovoky Naparitany teo amigny lolon'ireo ze nanao soro anizay gny vovoky. \v 5Noroany teo amigny alitarany gny tolan'ereo pisorony. Manahaky anizay gny fomba, nagnaliovany an'i Joda vo i Jerosalema.