txy_2ch_text_reg/33/18.txt

1 line
700 B
Plaintext

\v 18Raha gny amireo raharaha hafa mahakasiky an'i Manase, gny vavaky nataony tamin'Agnahary, vo gny zakan'ireo pahita ze nizaka taminazy tamigny agnaran'i Yaveh, gny Zagnaharin'Israely, ingo, voasorasy ao amigny asan'ireo pazakan'Israely zay. \v 19Ao agnatin'izay gny tataranigny vavaky nataony, vo gny fiheseha-pon'Agnahary tamizay. Ao avo koa gny fahotany vo reo fahadisoany aby, dra reo toera ze nananganany reo fitoera abo vo nametraky reo baon'Aseraha abo gny sary raha voasokisy, talohanigny nanetreny gny tenany__voasorasy ao amigny tataran'ireo pahita anizay. \v 20Dra nimaty tagny amireo razambeny i Manase, dra nalevin'ereo tao atragnony. Amona, zanadahiny, gny lasa pazaka nandimby anazy.