txy_2ch_text_reg/33/07.txt

1 line
706 B
Plaintext

\v 7 Gny sary sokisin'i Aseraha ze namboary, napetrany tao an-tragnon'i Zagnahary zay. Gny mamban'io tragno io gny nizaka i Zagnahary tamin'i Davida sy Solomona zanadahiny; zay gny nizakany: ''Eto amity tragnoty sy agny Jerosalema, zay fa nifiliko fokon'Israely aby, gny hametrahako gny agnarako mandrakizay. \v 8Sy hafidrako amy tany ze nitedreko ho gnany razamben'ereo gny tokany vahoakin'Israely, raha toa ka mitadry ze aby nandidiako anazy ereo magnaraky gny lala, fisipiky, dra ereo didy ze nameko an'ereo tamin'ny alalan'i Mosesy ereo.'' \v 9Nitarihin'i Manase hanao rasy mihoasy lavisy nohon'ereo firenena ze fa naringan'i Yaveh teo agnatrehany vahoakin'Israely i Joda sy gny mponina tao Jerosalema.