txy_2ch_text_reg/32/02.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 2 Fa gny hitan'i Hezekia fa avy i Sankeriba dra izy nikasa hialy amin'i Jerosalema,\v 3 dra nifampizoso tamin'ireo mpitariny vo reo lelahiny manam-pahefa izy gny hampiatoa gny ranon'ereo loharano zay teo ambaliky tana;dra nagnampy anazy hanao anizay izy reo. \v 4 Olo maro gny niango vo nampiato reo loharano aby vo gny rano miroro ze namakivaky gny agnevony tany. Hoy izy reo ho:''Nanao akory Pazakan'i Asyria gny avy hitalia rano be?''