txy_2ch_text_reg/29/25.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 25Napetrak'i Hezekia tao amigny tragnon'i Yaveh niaraky tamigny kipaso, harpa, dra lokanga reo Levita, nalahany araky gny baikon'i Davida, Gada, gny pahitanigny pazaka, vo Natana, gny paminany, akory boak'amin'i Yaveh tamigny alalan'ireo paminaniny gny baiko. \v 26Nizoro niaraky tamireo raha magnenon'i Davida reo Levita, dra reo pisoro niaraky tamireo tropetra.