txy_2ch_text_reg/29/22.txt

1 line
649 B
Plaintext

\v 22Ko dra nivonon'ereo gny agnomby, dra nitakarin'ireo pisoro gny lio dra nafafiny teo amigny alitara. Nivonon'ereo gny agnondry lahy dra nafafiny teo amigny alitara gny lio; nivonon'ereo avo koa reo zanak'agnondry dra nafafiny teo amigny alitara gny lio. \v 23Nandesin'ereo teo anoloanigny pazaka vo gny fivondrogna reo osilahy ho fagnatisy nohonigny ota; napetrak'ereo teo amizay gny tagnany. \v 24Nivonon'ireo pisoro zay, dra nanao fagnatisy nohonigny ota tamigny lion'ireo teo amigny alitara ba hanova fagnavota ho an'Israely ereo, akory nandidy gny pazaka fa tokony hisy fagnatisy oroa vo fagnatisy nohonigny ota hatao ho an'Israely manotolo.