txy_2ch_text_reg/29/18.txt

1 line
467 B
Plaintext

\v 18Boak'eo ereo nandeha tagny amin'i Hezekia, gny pazaka, tao amigny lapa dra nizaka ho: "Fa nagnalio gny tragnon'i Yaveh manotolo izahay, gny alitara ho an'ireo fagnatisy oroa miaraky amigny fapiharany aby, vo gny latabasy gny mofonigny fagnatreha, miaraky amigny fapiharany aby. \v 19Ko fa nioma izahay dra fa nihamasigninay reo fitovan'aby ze nalan'i Ahaza pazaka fony niasa sy apahatokia nandrisy gny fazakany izy. Ingo, eo agnatrehanigny alitaran'i Yaveh reo."