txy_2ch_text_reg/29/12.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 12Boak'eo dra nisanga reo Levita: dra Mahata zanadahin'i Amasay, vo Joela zakadahin'i Azaria, boak'amigny olon'ireo Kohalita; dra reo olon'i Merary, Kisy zanadahin'i Abdia, vo Azaria zanadahin'i Jehalalila; dra reo Gersonita, Joa zanadahin'i Joa; \v 13boak'amireo zanadahin'i Elizafana, Simry vo Jeiela; dra boak'amireo zanadahin'i Asafa, Zakaria dra Matania; \v 14boak'amigny zanadahin'i Hemana, Jehiela dra Simei; dra boak'amigny zanadahin'i Jedotona, Semaia dra Oziela.