txy_2ch_text_reg/29/10.txt

1 line
274 B
Plaintext

\v 10Amizao dra sy apoko gny hanao fagneke amin'i Yaveh, gny Zagnaharin'Israely, ba hialanigny fahatezerany mirehisy amisika. \v 11Ry zanako, ka malaiky anizao, akory Yaveh fa nifily andrareo ba hisanga eo anoloany, ba hanopo Anazy, dra ba ho panopony vo ho emboky magnisy."