txy_2ch_text_reg/29/08.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 8Noho mizay dra nilasaky teo amin'i Joda vo i Jerosalema gny hatezeran'i Yaveh, dra nataony manahaky gny raha fapihorohoroa, fapitahora, vo fanalam-baraka ereo, araky gny hitandrareo amigny masondrareo. \v 9Izay gny atony nahalavo reo rasika tamigny sabasy, vo reo zanasika apela, dra reo valikisa.