txy_2ch_text_reg/29/06.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 6Fa nanota reo razambesika dra nanao rasy teo amason'i Yaveh zagnaharisika; nahafo anazy ereo, napihody gny tavan'ereo niala tamigny toera ze honena'i Yaveh, dra napitoliky gny lamosin'ereo ho amin'zay. \v 7Nihilin'ereo avo koa reo vatrangaranigny lavarangy dra nivonony gny ziro; sy nagnoro liti-kazo magnisy ereo na fagnatisy oroa tao amigny toera masy ho anigny zagnaharin'Israely.