txy_2ch_text_reg/29/03.txt

1 line
454 B
Plaintext

\v 3Tamigny tao volohany nazakany, tamigny vola volohany, dra nanokaky reo vatrangaranigny tragnon'i Yaveh i Hezekia dra namboasy anireo. \v 4Napilisy reo pisoro vo reo Levita izy, dra namory anereo niaraky tao amigny kiaza tamigny ilany asignana. \v 5Hoy izy tamin'ereo ho: "Mitenoa anahy, handrareo Levita! Amasigno gny vatandrareo, dra amasigno gny tragnon'i Yaveh, gny Zagnahariny gny razambendrareo, dra alao hiala amigny fitoera masy gny fahalotoa.