txy_2ch_text_reg/29/01.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 1Nanomboky nazaka i Hezekia tamigny fahadimy amby ropolo taonany; nazaka nandrisy gny sivy amby ropolo tao tagny Jerosalema izy. Gny agnaran-dreniny dra Abia; zanakapelan'i Zakaria. \v 2Nanao mary teo amason'i Yaveh izy, manahaky gny fa nataon'i Davida babany.