txy_2ch_text_reg/01/06.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 6Niakasy tagny amigny alitara varahina alohan'i Yaveh i Solomona, zay tao amigny tragnolay fihogna, dra nanolosy fagnatisy oroa arivo teo ami'zay. \v 7Zagnahary niseho tamin'i Solomona tamin'io hariva io dra nizaka taminazy ho: ''Angataho! ino gny tokony omeko anao?