txy_2ch_text_reg/01/02.txt

1 line
772 B
Plaintext

\v 2Solomona nizaka tamin'Israely aby tami'reo pifehy gny arivo lahy vo gny zato lahy, vo tami'reo pisara, dra tamigny andrian-dahiny aby tao Israely aby, reo pitariky gny tragno-drazambe. \v 3Dra nandeha tegny amigny fitoerana avo zay tagny Gibeona i Solomona vo gny piango aby nindray taminazy, satria tagny gny nisy gny tragnolay fihogna amin'Zagnahary, zay namboaran'i Mosesy panopon'i Yaveh, tagny agnefisy. \v 4Fa nandesin'i Davida avy tagny Kiriata Jearima ho agny amigny toera zay nomaniny ho ami'zay gny fiaran'i Zagnahary, satria fa nagnory lay ho an'izay tao Jerosalema izy. \v 5Faagnapin'izay, gny alitara varahy nataon'i Bezalila zanaky lahin'i Ori zanaky lahin'i Hora dra fa tagny nanoloa gny tabernakelin'i Yaveh; nandeha tagny i Solomona vo gny fiangona.