txy_2ch_text_reg/31/14.txt

1 line
453 B
Plaintext

\v 14Kore zanadahin'i Jimna gny Levita, piamby vatrangara teo asignananigny vavahady, gny teo amigny fagnatisy asitrapo ho an'Agnahary, nisaha gny fizara reo fagnatisy ho an'i Yaveh vo reo fagnatisy masy faratapony. \v 15Teo ambany fahefany gny nisy an'i Edena, Miamina, Jesoa, Semaia, Amaria, dra Sekania, tao amigny tanan'ireo pisoro. Nifenon'ereo fahatokia reo fagnatisy reo ho anigny rahalan'ereo isa-pizara, dra gny manan-daza vo gny sy manan-daza.