\v 22Na zay aza, dra nanda gny nagnenga anazy Josia. Noly nanova tava izy ba hahafahany mialy aminazy. Sy niteno reo zakan'i Neko zay avy amigny vavan'i Zagnahary izy; dra nandeha nialy tagny amigny Lohasahan'i Megido izy.