1 line
562 B
Plaintext
1 line
562 B
Plaintext
\v 13Nataon'izy reo tamigny afo araky gny toromariky reo zanak'agnondrin'ny Paska. Gny ami'reo fagnatisy nohamasigny, dra nampangotrahin'izy reo tao agnaty vilagny, vilagnibe, vo fagnindaza reo, dra nilazan'ereo malaky tagny amigny vahoaky aby zay. \v 14Tafaran'izay dra nagnoma fagnatisy ho an'ny tegnan'izy reo vo ho an'ireo pisoro izy reo, satria reo pisoro, taranak'i Arona, dra sahira tamigny fanolora gny fagnatisy oroa vo gny sabora mandra-paha harivanigny andro, ko dra nognoma reo fagnitisy honasy ho anereo vo gny pisoro, taran'i Arona, reo Levita. |