1 line
411 B
Plaintext
1 line
411 B
Plaintext
\v 22Manahaky anizay gny nagnavotan'i Yaveh an'i Hezekia vo reo panon'i Jerosalema tamigny tagnan'i Sankeriba, pazakan'i Asyria, dra tamigny tagnan'ireo hafa aby, dra nagnome anereo fiadagna tamigny fomba aby. \v 23Maro gny ninday fagnatisy ho an'i Yaveh tagny Jerosalema, vo fagnomeza sarobily ho an'i Hezekia pazakan'i Joda, ba hahavy anazy hisandrasy teo amason'ireo ferenena aby nanomboky tamizay fotoa zay. |