txy_2ch_text_reg/18/28.txt

1 line
493 B
Plaintext

\v 28 Dra vniakasy hanohisy an'i Ramota Gileada i ahaba, Pazakan'Israely, vo Josafata , Pazakan'i Joda.\v 29 Hoy gny Pazakan'Israely tamin'i Josafata ho:'Hiova tava zaho dra handeha ho amy aly, fa hatovy gny akazo lavany Pazaka.''Koa dra niova nanao olon-kafa gny Pazakan'Israely, dra nandeha tagny amy aly izy reo.\v 30 Dra gny Pazakan'i Syria dra nandidy reo Kapitenin'ireo kalesiny, nanao ho:''Ka manafiky reo miaramila manan-kaza na sy manan-kaza . Fa gny Pazakan'Israely avo gny tafiho.''