txy_2ch_text_reg/18/25.txt

1 line
503 B
Plaintext

\v 25Nizaka tamigny panopo ilany gny pazakan'Israely ho: "Samborindrareo vahoaky i Mikaia dra andeso ho agny Amona, gny governoranigny tana izy, vo agny amin'i Joasy, zanadahiny. \v 26Handrareo vahoaky hizaka aminazy ho: 'Hoy gny pazaka ho: apidiro agny apoza io lelahy io dra fahano mofo vo rano kely izy, mandra-piheregnako soa ama-sara."' \v 27Boak'eo Mikaia nizaka ho: "Raha tafahery soa ama-sara hanao, dra sy nizaka tamigny alalako Yaveh." Dra bo napiany ho: "Tenoy zay, handrareo ry vahoaky aby."