txy_2ch_text_reg/18/15.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 15Boak'eo gny pazaka nizaka taminazy ho: "Ipiry gny hapianiagnako anao sy hizaka afa-sy gny mary aminahy amigny agnaran'i Yaveh?" \v 16Dra hoy Mikaia ho: "Nahita gny Israely aby niparitaky tegny amireo tendrombohisy zaho, manahaky gny agnondry sy misy piamby, dra hoy Yaveh ho: 'Sy mana piamby agnondry reo. Aoky gny lelahy aby hihery apilamina agny atragnony."'