txy_2ch_text_reg/18/12.txt

1 line
562 B
Plaintext

\v 12Gny iraky ze nandeha nitoka an'i Mekaia nizaka taminazy, nanao anizahoky ho: "Ingo izao, gny zakan'ireo paminany dra magnambara raha soa amigny pazaka amigny feo toka. Aoky gny zakanao hanahaky gny zakanigny raiky amin'ereo dra hizaka raha soa." \v 13Namaly Mikaia ho: "Raha bo velo koa Yaveh, dra ze raha zakan'Agnahary gny hotaliliko." \v 14Gny fa avy tagny amigny pazaka izy, dra hoy gny pazaka taminazy ho: "Ry Mikaia, tokony handeha hialy agny Ramota Gileada ra isika, sa aha?" Namaly anazy Mikaia ho: "Tafiho dra mandresia! Fa ho fandrese lahibe zay."